Dikan'ny teny : ozona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.: Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. - t.i.f.: Ozonina, aozona, voaozona,tafaozonalrnanozona, fanozona, mpanozona 1 anozonana, fanozonana 1 miozona, fiozona, mpiozona / iozonana, fiozonana 1 mahozona 1 ozonozona. ΒΆ M.h.: Ompa, sahato, sariko, tsitsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel