Dikan'ny teny : pahina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso. ? h.i.: Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso.Mahapahina / pahimpahina / mipahimpahina, fipahimpahina, mpipahimpahina / ipahimpahinana, fipahimpahinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel