Dikan'ny teny : paingo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Parapaingo a.: Vy mavesatra miaraka amin'ny gadra; fatotra iray avy amin' ny tongotra roan'ny vorona, izay akambana mitohy. - t.i.f.: Paingoina, voapaingo j manapaingo, fanapaingo, mpanapaingo J anapaingoana, fanapaingoana J mipaingo, fipaingo, mpipaingo / ipaingoana, fipaingoana j miapaingo / iapaingoana, fiapaingoana / mahapaingo j paingopaingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel