Dikan'ny teny : paiso

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. pĂȘche) a.: Hazo fihinam-boa, izay matsiro sady be ranony ny voany ary misy taolany: Tafatsiry indray ny maitso / Eo an-tokotaninay / Rako-pelana ny paiso / Mavokely ranoray. (Dox) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel