Dikan'ny teny : paka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kiran-javamaniry mitovy amin'ny taretra fanaovana gony. Ahitsio
2 p.t.: Kitsokitso na tsokitsoky loha: Pa-tendro ir? tendrombohitra - F.-p•: Paka lelo: mikirazorazo toa marani-doha eo ambony molotra ny lelo: Zaza paka le1o. Ahitsio
3 a.: Fidonana eo akaiky; fifanakaikezana, fihaonana. i t.i,f.: Apaka, voapaka, tafapaka / manapaka, fanapaka, mpanapaka j anapahana, fanapahana / mipaka, fipaka, mpipaka j mahapaka / pakapaka j mipapaka. Ahitsio
4 (fr. pâques) a.: Fety lehibe indrindra amin'ny Kristianina fa fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan' i Kristy ho velona ny andro fahatelo taorian'ny nahafatesany. (Ny fetin'ny Paka dia naraikitra ho amin'ny alahady manarakaraka ny fenomanana aorian'ny 21 Marsa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel