Dikan'ny teny : palmie

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. palmier) a.: Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafla, voaniho... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel