Dikan'ny teny : paohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (paoka) mt, ih. (paohy): Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin'ny papango ny akohokely. ~ Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin'ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel