Dikan'ny teny : paoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fifaohana avy hatrany ary amim-pahakingana; fakana zavatra an-keriny, izay entina mandositra. รจ Paohina 1 apaoka, voapaoka, pinaoka j mipaoka, fipaoka, mpipaoka / ipaohana, fipaohana / mahapaoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel