Dikan'ny teny : paoma

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. pomme) a.: Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na a- naovana ranom-boankazo; ny ranon'ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel