Dikan'ny teny : paosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. poche) a.: Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny daka no misy am-badika; ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy (,.,.) fa ratsy koa raha ratsy raha mba miuadika ny marina (Anganon' ny ntaolo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel