Dikan'ny teny : papelika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-borona mifanahatahaka amin'ny tsipoy fa kelikely kokoa (hatava: 18 sm), izay hazain'ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel