Dikan'ny teny : pararetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangovingovitra, fihararetra, h ovitrovitra. i Pararetina, apararetra, tafapararetra 1 manapararetra, fanapararetra, mpanapararetra / anapararetana, fanapararetana / mipararetra, fipararetra, mpipararetra / ipararetana, fipararetana / mahapararetra 1 pararedretra. - F.-p.: Pararetra am-bato malaza: teny ataon'ny ankizy an-kirs rehefa mampandihy samoina izay fatorany amin'ny tongobeny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel