Dikan'ny teny : parasaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiparitahana na fielezana; fisehoan-javatra tsy misy miafina. - t.i.f.: Parasahana, aparasaka, voaparasaka, tafaparasaka / manaparasaka, fanaparasaka, mpanaparasaka I anaparasahana, fanaparasahana / miparasaka, fiparasaka, mpiparasaka I iparasahana, fiparasahana / mahaparasaka 1 parasadrasaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel