Dikan'ny teny : parasily

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lamba lasoa-manify sady mamirapiratra. * Fiten.: Mainka izany raha parasily, rauin-katsaka aza mikasoka: enti-milaza ny olona be hambo aoka izany ka zavatra tsinontsinona iny dia efa mampibontsina azy izaitsizy. ΒΆ M.h.: Mainka izany raha ranomasina, ranom-potaka ara manonja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel