Dikan'ny teny : pehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (paika) mt. ih. (peho): Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika. / Nopehiny ny lohako. ? Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto auto ireto. • Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel