Dikan'ny teny : pendrampendrana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Jembijemby, tsy mahita tsara no-ho ny hazavana mitaratra. 6 t.i.f.: Pendrampendrana, apendrampendrana, voapendrampendrana 1 mamendrampendrana, famendrampendrana 1 mipendrampendrana, fipendrampendrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel