Dikan'ny teny : pentina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pentimpentina a.: Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho. • h. o.: Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. - t.i.f.: Pentimpentina, apentimpentina, voapentimpentina, voapentina 1 mamentimpentina, famentimpentina I amentimpentenana, famentimpentenana 1 mipentimpentina, fipentimpentina 1 mahapentina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel