Dikan'ny teny : petrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (petraka) mt. pdr. (petraho): Enti-milaza izay asiana, ametrahana zavatra: Nopetrahan'i Bozy ilay siny mitete ny tsihy ka lena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel