Dikan'ny teny : petraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitoerana, toerana misy ny tena; fitombenana fa tsy fitsanganana. - t.i.f.:Petrahana, apetraka, voapetraka, tafapetraka / mametraka, fametraka, mpametraka / ametrahana, fametrahana / mipetraka, fipetraka, mpipetraka j ipetrahana, fipetrahana / mahapetraka / petrapetraka. - Petrak'ahitra: fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an'ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra), / Petra-parafara: ny hazo fisaka tontam-parafara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel