Dikan'ny teny : pika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipitsile-javatra miala amin'ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin'izany; fampifantsitsirana; fandosirana. - t.i.f.: Pihina, apika, voapika, tafapika / mamika, manapika, fanapika, mpanapika j anapihana, fanapihana j mipika, fipika, mpipika / ipihana, fipihana / mahapika / pipika / mamipika j mipipiha / mamipika. - F.-p.: Pik'afo: tselatr'afo. l Pik'ampela: ny fanosehana feno hakingana ny ampela famolesana alohan'ny hampandihizana azY. / Tsy misy rano piny akory eo an-tsinibe: enti-milaza fa tsy misy rano na dia kely akory aza ao an-tsinibe. Ahitsio
2 a.: Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel