Dikan'ny teny : pipa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. pipe) a.: Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin'ilay fatana kely dia trohina amin'ilay fantsona kely kosa indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel