Dikan'ny teny : piritihana

Hampiditra dikany vaovao
1 Piritsihana (piritiha) mt. pdr. (piritiho, piritsiho): Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra: Nopiritihan 'in y fiarakodia iny fotaka ny lambako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel