Dikan'ny teny : pitika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pitsika a.: Zavatra miendaka na miala amin'ny ,zavatra iray: Piti-bomba. 1 Fialana tampoka ary toa mitsambikina. - t.i.f.: Pitihina, pitsihina; apitika, apitsika; voapitika, voapitsika; pinitika; tafapitika, tafapitsika ( manapitika, manapitsika, fanapitika, fanapitsika, mpanapitika, mpanapitsika / anapitihana, fanapitihana, anapitsihana, fanapitsihana ) mipitika, mipitsika, fipitika, fipitsika, mpipitika, mpipitsika i ipitihana, fipitihana, ipitsihana, fipitsihana / mahapitika, mahapitsika ) pitipitika ) manapitika, manapitsika J mamitipitika / mipitipitika. Pitika (anarana): fintsa, akondro nohamainina (fiteny fampiasa amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel