Dikan'ny teny : pitsiny

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. pitch) a.: Ny haavo na ny haivam-peo amin' ny taira. Ahitsio
2 a.: Sasiny na filatro amin'ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan'ny hamakiana teny na hiventesana hira: Hira ve ity ka ilana pitsiny? b: pitsipitsiny: n'y antsipirihan'ny Zavatra iray. mifanohitra amin'ny ANKAPOBENY Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel