Dikan'ny teny : plevra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. plèvre) a.: Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin'ny havokavoka ary ny ivelany amin'ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel