Dikan'ny teny : poahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (poaka) mt. ih. na pdr. (poahy): Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty. 1 Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako auto io vorona io. 1 Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan'ny zokin'ialahy totohondry ny zandriko. 1 Latsahana: Nopoahan'ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa. ? Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel