Dikan'ny teny : poezia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. poésie) a.: Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon'Isambilo tamin' ny fetin'ny reny izay. ? Toetran'ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan'ny poezian'ny takariva mahatsara vahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel