Dikan'ny teny : poika

Hampiditra dikany vaovao
1 t. p.: Teny ataon'ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian'io fitaratra io akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel