Dikan'ny teny : poizina

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. poison) a.: Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin'ny tena amin'ny alalan'ny fihinanana, fisotroana, sns... - t.i.f.: Poizina, voapoizina 1 manapoizina, fanapoizina, mpanapoizina / anapoizinana, fanapoizinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel