Dikan'ny teny : poka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo re mirefotra amin'ny fifandonana, fidonana: Po-doha. - t.i.f.: Pohina, apoka, voapoka J mamoka, manapoka, fanapoka, mpanapoka / anapohana, fanapohana 1 mipoka, fipoka, mpipoka J ipohana, fipohana / mahapoka J popoka. - F.-p.: Poka akalana: teny enti-milaza ny don-tandroka ataon'ny mpifanorona fa voany ny an-kilany noho io diso fandeha. J Po-doha: fipehana ny loha, pai-doha. J Po-tandroka: ilazana ny fihetsika atao hampanaiky ny an-kilany raha miady hevitra amin'ny alalan'ny fihetsika maherihery.JPo-drindrina: fandonana ny rindrina na ny varavarana izay ataon'ny mpamaky volana fa Ranona mipetraka ao dia mpamosavy araka ny latsa-bato, ka hampinomina. / Po-tany: lo• za lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra. / Tsy hita poka, tsy hi-ta popoka: very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy. ¶ M.h.: Dona, gona, paika, katroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel