Dikan'ny teny : polisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. policier) a.: Olona manao fanamianamanokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanĂ na: Miantso polisy. / Polis in-dalana. * Ohab.: Ny mamo indray no miantso polisy: Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason'ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin'ny manam-pahefana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel