Dikan'ny teny : poretina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Poritina (poritra) mt. ih. (poreto, porito): Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha. ? Terena amin'ny tanana, 6azana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel