Dikan'ny teny : poritra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tery: Poritra aho fa mikisakisaha. ? h.o.: Sahirana mafy: Poritry ny uolan'olona izy ka namidiny ny ombiny. ? Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. - t.i.f.: Poretina na poritina, aporitfa, voaporitra / manaporitra / mamoritra, famoritra, mpamoritra / anaporetana, fanâporetana / amoreta- na, famoretana; amoritana, famoritana / mahaporitra 1 poriporitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel