Dikan'ny teny : porofo

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. proof) a.: Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo. ~ h,t.: Fanamarinana: Anisan'ny porofon'ny fisian'Andriamanitra ny ftrindran'ny zavaboary. 1 Andrana: Porofon-tsary. 1 Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin'ny poro fom-pirinty. - t.i.f.: Porofoina, voaporofo 1 manaporofo, fanaporofo, mpanaporofo 1 anaporofoana, fanaporofoana 1 mahaporofo. - Porofo aloka: porofo kitoatoa. I Porofo an titra: porofo tsy marina. I Porofo maivana: Porofo tsy misy lanjany. / Porofo mateuina: porofo marim-pototra, mavesa-danja. I Manala porofo: manitsy ny diso amin'ny porofom-pirinty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel