Dikan'ny teny : potikana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiporitsahana, fibolilana, fandosirana na fihatahana tsy misy mahita, - t.i.f.: Apotikana, voapotikana, tafapotikana 1 mipotikana, fipotikana, mpipotikana / ipotikanana, fipotikanana 1 mahapotikanana 1 potikantikana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel