Dikan'ny teny : rabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fidirana an-kasahiana amin-javatra iray, fanaovan-javatra an-kasahiana be loatra, fitsofohana ao anaty... - t.i.f.: Rabahina, arabaka, voarabaka, tafarabaka / mandrabaka, fandrabaka, mpandrabaka / andrabahana, fandrabahana / mirabaka, fixabaka, mpirabaka / irabahana, firabahana / maharabaka / rabadrabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel