Dikan'ny teny : rabaraba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voalavo: Taindrabaraba. (Ny tain-drabaraba dia nolazain'ny Ntaolo ho mahamora na manafaingana ny fihetsehan-jaza ho an'ny vehivavy miteraka). Ahitsio
2 (Ski) a.: Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel