Dikan'ny teny : rafoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra mora vaky, mora simba, faharefoana. - t.i.f.: Marafoka, marafodrafoka / harafoka, faharafoka / mandrafodrafoka / fandrafodrafoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel