Dikan'ny teny : rafozanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rafozana) mt, ih. (rafozano): Alaina ho rafozana. * Ohab.: Ny hovadina be ihany, fa ny horafozanina no tsy misy: mora ny mitady izay halaina ho vady, fa ny ho rafozana, sarotra ny hahalala mialoha na ho tsara izy na ho ratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel