Dikan'ny teny : raha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny fahita indrindra any anindran-tany entina hilazana fanahy tsy fantatra, izay matetika manimba na mety hanimba: Misy raha ao anatin'io rano io. 1 Teny ilazana izay tsy tiana na tsy hay holazaina mazava tsara: Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha. Ahitsio
2 ppt. feh.: Mitarika fehezan-kevitra izay milaza fepetra iankinan'ny fahatanterahan'ny fehezan-kevitra iray hafa: Raha mihira ianao dia homeko vola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel