Dikan'ny teny : raharahaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (roharaha) mt, ih. (raharahao): Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny, • Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel