Dikan'ny teny : raiboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Poizina avy amin'ny zavamaniry ataon'ny Sakalava amin'ny tendron' ny lefona ka izay voan'ny lefona misy azy io mfzihitra ny kibony dia maty. • h.o.: Zava-dratsy mampidi-doza: Raiboboka manimba firenena ny fifankahalana ara-poko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel