Dikan'ny teny : raiketa

Hampiditra dikany vaovao
1 na Raiketra a.: Karazan-tsilo fanaon'ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon'ny olona sakafon'ny biby — na fanaon'ny olona sakafo koa aza — any amin'ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry: Nankaiza ny olontety? no rindrina sisa mijord / ny tafo nikipaka iray, ny rihana sy andry nikoro; / raiketa sy ambiaty ary se-va no sisa miandry tanàna. (Dox), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel