Dikan'ny teny : raikipohy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanafohezana amin'ny teny fohy na hentitra ny andinindinin'ny fikajiana halavana... oh. ny halavan'ny manodidina ny faribolana dia voalazan'ny raikipohy amin'ny teny frantsay hoe 27fR. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel