Dikan'ny teny : rainazy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny. • F.-p.: Manao rainazy: manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel