Dikan'ny teny : raindahiny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona kalazalahy amin'ny zavatra iray. ΒΆ M.h.: Maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha, me-na vazana, main-dambana, kalazalahy, sifotra antitra, ombalahy be vozona, zanak' omby tsy ampianarin-domano, ampingaloha, goaika an-titra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel