Dikan'ny teny : raingy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo ahodinkodina haingana eo amin'ny lempona kely amin'ny hazo hafa iray mba hiteraka afo. 1 tao.: Fanerena, famoritana. - t.i.f.: Raingena, araingy, voaraingy / mandraingy, fandraingy, mpandraingy I andraingena, fandraingena / miraingy / maharaingy / raingiraingy / araingiraingy, voaraingiraingy, tafaraingiraingy / mandraingiraingy, fandraingiraingy, mpandraingiraingy / rniYaingixaingy, firaingiraingy, mpiraingiraingy / andraingiraingen, fandraingiraingena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel