Dikan'ny teny : rajako

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin'ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin'ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy. • h.i.: Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan'ny olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel