Dikan'ny teny : ramanenjana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'aretina hafahafa mampienjika sy mampanao fihetsehana isankarazany, mitovy amin'ireo fantatra any anindran-tany amin'ny anarana hoe: aretinan drianan ahary, tromba, menabe, bilo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel