Dikan'ny teny : ramangorona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan'ny angano. ? Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona. ΒΆ M.h.: Mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel